FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ifampizaran’izy ireo ny fitafiako,

      Ary anaovany antsapaka ny akanjoko.+

  • Matio 27:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Rehefa voafantsik’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy, dia nozarain’izy ireo ny akanjony ivelany ka nanaovany antsapaka.+

  • Marka 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary nozarain’izy ireo ny akanjony ivelany ka nanaovany antsapaka mba hahitana an’izay ho azon’izy tsirairay.+

  • Jaona 19:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nifampiresaka àry izy ireo hoe: “Aleo tsy horovitintsika ity, fa andao isika hanao antsapaka dia ho hitantsika hoe iza no hahazo azy.”+ Nitranga izany mba ho tanteraka ny Soratra Masina hoe: “Nifampizaran’izy ireo ny fitafiako, ary nanaovany antsapaka ny akanjoko.”+ Dia izany tokoa no nataon’ny miaramila.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara