FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah,

      “Sady mpanompoko izay nofidiko,+

      Amin’izay ianareo hahafantatra sy hino ahy,*

      Sady hahalala hoe tsy miova Aho.+

      Tsy nisy Andriamanitra noforonina talohako,

      Ary tsy hisy koa ao aoriako.+

  • Lioka 24:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ianareo no ho vavolombelon’izany.+

  • Jaona 15:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ho tonga ilay mpanampy hirahiko ho any aminareo avy any amin’ny Ray, dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Rehefa tonga io mpanampy avy any amin’ny Ray io, dia hanome porofo momba ahy.+ 27 Dia ianareo indray avy eo no hanome porofo momba ahy,+ satria ianareo efa niaraka tamiko hatramin’ny voalohany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara