Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hahazo hery kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy masina,+ ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra eto an-tany*+ ianareo.” Apokalypsy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy nanafaka antsika tamin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+
8 Hahazo hery kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy masina,+ ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra eto an-tany*+ ianareo.”
5 ary avy amin’i Jesosy Kristy, “ilay Vavolombelona Mendri-pitokisana”,+ “ilay lahimatoa amin’ny maty”,+ ary “ilay Mpitondra ny mpanjakan’ny tany!”+ Ho an’ilay tia antsika+ sy nanafaka antsika tamin’ny fahotantsika, tamin’ny alalan’ny rany,+