-
Asan’ny Apostoly 5:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Koa nentiny ireo apostoly, ka nasainy nijoro teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy. Dia namotopototra azy ireo ny mpisoronabe, 28 ary niteny hoe: “Efa noraranay mafy ianareo hoe aza mampianatra intsony amin’izany anarana izany,+ nefa jereo fa nofenoinareo ny fampianaranareo i Jerosalema. Ary tapa-kevitra ianareo ny hanao anay ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesan’iny lehilahy iny.”*+
-