Asan’ny Apostoly 2:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny vahoaka manontolo. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nataon’i Jehovah* nanampy isa azy ireo isan’andro.+ Asan’ny Apostoly 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Betsaka tamin’ireo nihaino an’ilay lahateny anefa no nino, ka lasa 5 000 teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+ Asan’ny Apostoly 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ankoatra izany, dia niampy foana ny isan’ireo nino ny Tompo, ary be dia be izy ireny, na lahy na vavy.+ Asan’ny Apostoly 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nilamina ny fiangonana eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria+ satria tsy nisy nanohitra, ka lasa nihanatanjaka. Natahotra an’i Jehovah* sy nampaherezin’ny fanahy masina+ koa ny fiangonana, ka tsy nitsaha-nitombo.
47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny vahoaka manontolo. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nataon’i Jehovah* nanampy isa azy ireo isan’andro.+
4 Betsaka tamin’ireo nihaino an’ilay lahateny anefa no nino, ka lasa 5 000 teo ho eo ny isan’ny lehilahy.+
14 Ankoatra izany, dia niampy foana ny isan’ireo nino ny Tompo, ary be dia be izy ireny, na lahy na vavy.+
31 Ary nilamina ny fiangonana eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria+ satria tsy nisy nanohitra, ka lasa nihanatanjaka. Natahotra an’i Jehovah* sy nampaherezin’ny fanahy masina+ koa ny fiangonana, ka tsy nitsaha-nitombo.