FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa avy nisakafo maraina izy ireo, dia hoy i Jesosy tamin’i Simona Petera: “Simona zanak’i Jaona a, tia ahy mihoatra noho ny itiavanao an’iretsy ve ianao?” Dia hoy izy: “Ie, fantatrao fa miraiki-po aminao aho, Tompo ô!” Hoy i Jesosy: “Fahano àry ny zanak’ondriko.”+

  • Efesianina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny sasany notendreny ho apostoly,+ ny sasany ho mpaminany,+ ny sasany ho mpitory ny vaovao tsara,+ ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,+

  • 1 Petera 5:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Andraso ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, ka ataovy ny asan’ny mpiandraikitra.* Tsy an-tery anefa no tokony hanaovana an’izany, fa an-tsitrapo eo anatrehan’Andriamanitra,+ tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa noho ny fahazotoana, 3 ary tsy ho mpanjakazaka amin’ny lovan’Andriamanitra,+ fa ho modely ho an’ny andian’ondry.+ 4 Dia hahazo satroboninahitra tsy mety malazo ianareo+ rehefa aseho ilay lehiben’ny mpiandry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara