FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka hokarakarainy* ny andian’ondriny.+

      Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,

      Dia hotrotroiny eo an-tratrany ireny.

      Hotarihiny sady hokenakenainy tsara ireo ondrivavy mbola mampinono.+

  • Jaona 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy indray izy fanindroany: “Simona zanak’i Jaona, tia ahy ve ianao?” Dia hoy izy: “Ie, fantatrao fa miraiki-po aminao aho, Tompo ô!” Hoy i Jesosy: “Andraso àry ny ondrikeliko.”+

  • Asan’ny Apostoly 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tandremo tsara ny tenanareo+ ary karakarao tsara ny ondry rehetra, satria notendren’ny fanahy masina ho mpiandraikitra azy ireny ianareo.+ Amin’izay ianareo dia ho mpiandry ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny Zanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara