FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony, fa tokony hiasa mafy kosa izy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara,+ mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.+

  • 1 Tesalonianina 4:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ataovy tanjona ny ho tia filaminana,+ sy tsy hidikiditra amin’ny fiainan’olona,+ ary hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny efa natoronay anareo. 12 Amin’izay ianareo hitondra tena tsara eo imason’ny olona eny ivelany,+ ary tsy hisy hahory anareo.

  • 2 Tesalonianina 3:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa fantatrareo tsara izay tokony hataonareo raha te hanahaka anay ianareo,+ satria tsy mba olona tsy laitra fehezina izahay teo aminareo, 8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Niasa mafy sy nikely aina andro aman’alina kosa izahay, mba tsy ho lasa enta-mavesatra ho an’iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara