-
Romanina 3:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Hita anefa izao fa afaka ny ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra ny olona, na dia tsy manaraka lalàna aza.+ Izany koa no lazain’ny Lalàna sy ny Mpaminany.+ 22 Tena afaka ny ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra izay rehetra manam-pinoana an’i Jesosy Kristy. Mitovy daholo mantsy ny olona.+
-