Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+ Romanina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na izany aza, dia nanjaka hatramin’i Adama ka hatramin’i Mosesy ny fahafatesana. Nanjakan’ny fahafatesana ihany koa aza izay tsy nanao fahotana hoatran’ny nataon’i Adama, izay misy itovizana amin’ilay ho avy.+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota teo amin’izao tontolo izao noho ny nataon’ny lehilahy iray, ary ny ota no nahatonga ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
14 Na izany aza, dia nanjaka hatramin’i Adama ka hatramin’i Mosesy ny fahafatesana. Nanjakan’ny fahafatesana ihany koa aza izay tsy nanao fahotana hoatran’ny nataon’i Adama, izay misy itovizana amin’ilay ho avy.+