FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+

  • Galatianina 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha ny tena izy, dia zanak’Andriamanitra+ daholo ianareo satria mino an’i Kristy Jesosy.+

  • 1 Jaona 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ry malala, zanak’Andriamanitra izao isika,+ nefa mbola tsy aseho hoe hanao ahoana isika.+ Ny fantatsika dia hoe ho lasa hoatr’azy isika rehefa aseho izy, satria ho hitantsika hoe hoatran’ny ahoana marina izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara