Romanina 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa izay rehetra tarihin’ny fanahin’Andriamanitra no tena zanak’Andriamanitra.+ Romanina 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny fanahin’Andriamanitra sy ny saintsika+ no miara-manaporofo fa zanak’Andriamanitra isika.+ 2 Korintianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary izaho ho Rainareo,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah,* ilay Mahery Indrindra.” Efesianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa notendreny mialoha mantsy isika+ mba hatsangany ho zanany+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay mahafinaritra azy sy araka ny sitrapony.+ 1 Jaona 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Eritrereto ange ny fitiavana nasehon’ny Ray antsika e!+ Nantsoiny hoe zanany* mihitsy isika,+ ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao antsika,+ satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+
18 “‘Ary izaho ho Rainareo,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah,* ilay Mahery Indrindra.”
5 Efa notendreny mialoha mantsy isika+ mba hatsangany ho zanany+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay mahafinaritra azy sy araka ny sitrapony.+
3 Eritrereto ange ny fitiavana nasehon’ny Ray antsika e!+ Nantsoiny hoe zanany* mihitsy isika,+ ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao antsika,+ satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+