FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly ho an’ny hafa firenena+ aho, dia omeko voninahitra* ny fanompoako,+

  • Efesianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izao ilay zava-miafina: Rehefa lasa tafaray amin’i Kristy Jesosy sy nanaiky ny vaovao tsara ny hafa firenena, dia tokony ho mpiray lova aminay sy anisan’ilay vatana+ iray ihany. Dia hahazo an’ilay zavatra nampanantenain’Andriamanitra anay koa izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara