Efesianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao izany zava-miafina izany: Tokony ho mpiray lova sy anisan’ny vatana iray ireo hafa firenena,+ sady hiara-manana ilay fampanantenana+ amintsika, ary ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, noho ny vaovao tsara. Efesianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:6 w06 15/2 19-20; si 223 Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:6 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2006, p. 19-20 “Soratra Rehetra,” p. 223
6 Izao izany zava-miafina izany: Tokony ho mpiray lova sy anisan’ny vatana iray ireo hafa firenena,+ sady hiara-manana ilay fampanantenana+ amintsika, ary ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, noho ny vaovao tsara.