3 Ary tsy izany ihany fa aoka koa isika hifaly ao anatin’ny fahoriana,+ satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga fiaretana.+ 4 Ny fiaretana indray mahatonga antsika hankasitrahan’Andriamanitra,+ ny fankasitrahan’Andriamanitra kosa mahatonga antsika hanana fanantenana,+