Romanina 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa nahafinaritra an’ireo rahalahy any Makedonia sy atỳ Akaia ny nanome ny fananany, mba hanampiana an’izay mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.+
26 Fa nahafinaritra an’ireo rahalahy any Makedonia sy atỳ Akaia ny nanome ny fananany, mba hanampiana an’izay mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.+