3 Fa araka izay zakany+ no nataony, ary mihoatra noho izay zakany mihitsy aza.+ Vavolombelona aho fa tena marina izany. 4 Izy ireo mihitsy no niangavy mafy anay foana mba havela hanao fanomezana amim-pitiavana, ka handray anjara amin’ny fanompoana ho fanampiana an’ireo olona masina.+