FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy anefa i Jesosy: “Mandehana ianao, ry Satana! Fa voasoratra hoe: ‘I Jehovah* Andriamanitrao no tsy maintsy iankohofanao,+ ary izy irery ihany no tsy maintsy tompoinao.’”*+

  • Apokalypsy 12:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nisy ady tany an-danitra: Niady tamin’ilay dragona i Mikaela*+ sy ny anjeliny. Niady tamin’izy ireo koa ilay dragona sy ny anjeliny 8 nefa tsy naharesy,* sady tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tany an-danitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara