FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nanoratra taminareo aho mba tsy hifaneraseranareo intsony amin’ny mpijangajanga.*

  • Efesianina 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza avela hotononina eo aminareo akory izay resaka momba ny fijangajangana* sy izay rehetra mety ho fahalotoana na faniriana tsy mety afa-po,+ fa tsy mety amin’ny olona masina izany.+

  • Kolosianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Vonoy àry ny fanirian-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo,*+ izany hoe ny fijangajangana,* fahalotoana, filan’ny nofo tsy voafehy,+ faniriana hanao ratsy, ary faniriana tsy mety afa-po, izay fanompoan-tsampy.

  • Apokalypsy 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy hoatran’i Jezebela.+ Mihambo ho mpaminanivavy izy sady mampianatra sy mamitaka ny mpanompoko hijangajanga*+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara