FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izay rehetra tena nandray azy kosa nomeny alalana ho lasa zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+

  • Romanina 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy izany ihany, fa mitaraina ao anatintsika ao+ koa isika na dia manana an’ilay voaloham-bokatra aza, dia ny fanahy. Miandry mafy koa isika mba hatsangan’Andriamanitra ho zanany,+ izany hoe mba hafahany amin’ny alalan’ny vidim-panavotana ny vatantsika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara