-
Efesianina 1:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hoderaina anie ilay Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika! Fa omeny fitahiana ara-panahy be dia be any amin’ny faritry ny lanitra isika, noho isika tafaray amin’i Kristy.+ 4 Nifidy antsika izy talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao, mba ho tafaray amin’i Kristy isika, ka ho be fitiavana sy masina ary tsy misy tsiny+ eo anatrehan’Andriamanitra.
-