FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 13:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ 35 Raha mifankatia ianareo, dia izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo.”+

  • 1 Petera 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Efa nanadio ny tenanareo ianareo rehefa nankatò ny fahamarinana, ka ny vokatr’izany, dia fitiavan-drahalahy tsy misy fihatsarambelatsihy.+ Koa mifankatiava lalina amin’ny fo.+

  • 1 Jaona 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary izao no didy azontsika avy aminy: Tsy maintsy tia ny rahalahiny koa izay tia an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara