Matio 22:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah* Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+ Matio 22:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ny faharoa, izay hoatr’izany ihany, dia izao: ‘Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.’+ Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ Jaona 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao no didiko: “Mifankatiava ianareo, hoatran’ny nitiavako anareo.+
37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah* Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+
34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+