Jaona 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mba hamasino* amin’ny alalan’ny fahamarinana+ izy ireo, fa ny teninao no fahamarinana.+ 1 Korintianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa hoatr’izany ihany ny sasany taminareo taloha, nefa efa voasasa madio tsara+ ianareo, efa nohamasinina,+ ary efa nambara hoe olo-marina+ tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ny fanahin’ny Andriamanitsika. 1 Tesalonianina 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy niantso antsika hanaraka fanao maloto Andriamanitra, fa niantso antsika mba ho masina.+
11 Efa hoatr’izany ihany ny sasany taminareo taloha, nefa efa voasasa madio tsara+ ianareo, efa nohamasinina,+ ary efa nambara hoe olo-marina+ tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ny fanahin’ny Andriamanitsika.