Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+
5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+