FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hofoanany* tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana,+

      Ary hofafan’i Jehovah Tompo Fara Tampony ny ranomaso amin’ny tarehy rehetra.+

      Hataony tsy afa-baraka intsony ny vahoakany, na aiza na aiza eran-tany,

      Fa i Jehovah no efa niteny an’izany.

  • Romanina 8:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa navela hanana fiainana tsy misy dikany ny zavaboary,+ nefa tsy noho ny sitrapony fa noho ny sitrapon’ilay namela an’izany hitranga. Mbola nisy an’izao fanantenana izao anefa: 21 Hafahana+ koa ny zavaboary ka tsy ho andevon’ny fahalòvana* intsony, fa hahazo an’ilay fahafahana miavaka* ananan’ny zanak’Andriamanitra.

  • 1 Korintianina 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary ny fahavalo farany hofoanana dia ny fahafatesana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara