Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+ Isaia 52:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ianareo izay mitondra ny fitaovan’i Jehovah,+ Mialà, mialà, mivoaha avy ao,+ ary aza mikasika an’izay maloto!+Mivoaha avy ao aminy,+ ary miezaha hadio foana. Jeremia 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mandosira ka mialà ao Babylona.Mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+Ary aoka ianareo ho toy ny osilahy* mitari-dalana ny ondry aman’osy.
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
11 Ianareo izay mitondra ny fitaovan’i Jehovah,+ Mialà, mialà, mivoaha avy ao,+ ary aza mikasika an’izay maloto!+Mivoaha avy ao aminy,+ ary miezaha hadio foana.
8 “Mandosira ka mialà ao Babylona.Mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+Ary aoka ianareo ho toy ny osilahy* mitari-dalana ny ondry aman’osy.