Genesisy 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Raha izany àry, dia hiharan’ny valifaty avo fito heny izay mamono an’i Kaina.” Koa nanao* famantarana ho an’i Kaina i Jehovah, mba tsy hamely azy ho faty izay mahita azy. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:15 w04 1/1 29; w02 15/1 23; w99 1/2 21 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:15 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2004, p. 2915/1/2002, p. 22-231/2/1999, p. 21
15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Raha izany àry, dia hiharan’ny valifaty avo fito heny izay mamono an’i Kaina.” Koa nanao* famantarana ho an’i Kaina i Jehovah, mba tsy hamely azy ho faty izay mahita azy.