Levitikosy 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hakan’i Arona ny ran’ilay omby+ ka hafafiny amin’ny rantsantanany iray eo anoloan’ny saron’ny Vata, eo amin’ny lafiny atsinanana. Ary ny ra sasany hafafiny impito eo anoloan’ilay sarony, amin’ny rantsantanany iray.+ Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:14 Fandalinana, Boky 1,
14 “Hakan’i Arona ny ran’ilay omby+ ka hafafiny amin’ny rantsantanany iray eo anoloan’ny saron’ny Vata, eo amin’ny lafiny atsinanana. Ary ny ra sasany hafafiny impito eo anoloan’ilay sarony, amin’ny rantsantanany iray.+