Nomery 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita, aorian’izay. Hoatr’izany no hataonao rehefa manadio azy ireo sy manolotra* azy ho fanatitra ahetsiketsika.
15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita, aorian’izay. Hoatr’izany no hataonao rehefa manadio azy ireo sy manolotra* azy ho fanatitra ahetsiketsika.