Nomery 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita avy eo.+ Koa diovy izy ireo ary atolory ho fanatitra ahetsiketsika.+
15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita avy eo.+ Koa diovy izy ireo ary atolory ho fanatitra ahetsiketsika.+