Deoteronomia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny andro voalohan’ny volana faha-11, tamin’ny taona faha-40,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita* izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo.
3 Tamin’ny andro voalohan’ny volana faha-11, tamin’ny taona faha-40,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita* izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo.