Josoa 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola nitoby tao Gilgala ny Israelita, ka nankalaza ny Paska teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko, tamin’ny takarivan’ny andro faha-14 amin’ny volana.+ Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Mbola nitoby tao Gilgala ny Israelita, ka nankalaza ny Paska teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko, tamin’ny takarivan’ny andro faha-14 amin’ny volana.+