Josoa 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola nitoby tao Gilgala ny zanak’Israely, ka nitandrina ny Paska tamin’ny takarivan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Mbola nitoby tao Gilgala ny zanak’Israely, ka nitandrina ny Paska tamin’ny takarivan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana,+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.