12 Nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana ny ilany avaratra amin’ny tanin’izy ireo, ka niakatra hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Jeriko,+ dia niakatra niankandrefana nanaraka ny tendrombohitra, ary tonga hatrany an-tany efitr’i Beti-avena.+