Josoa 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niainga avy teo Jordana ny sisiny avaratra amin’ny tanin’izy ireo, ka niakatra hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Jeriko,+ dia niakatra niankandrefana nihazo ny tendrombohitra, ary nipaka tany amin’ny tany efitr’i Beti-avena.+
12 Niainga avy teo Jordana ny sisiny avaratra amin’ny tanin’izy ireo, ka niakatra hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Jeriko,+ dia niakatra niankandrefana nihazo ny tendrombohitra, ary nipaka tany amin’ny tany efitr’i Beti-avena.+