1 Samoela 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy i Jehovah taminy: “Henoy ny tenin’izy ireo, ka manendre mpanjaka hitondra azy.”+ Dia hoy i Samoela tamin’ny lehilahy israelita: “Samia mody any an-tanànany amin’izay.”
22 Hoy i Jehovah taminy: “Henoy ny tenin’izy ireo, ka manendre mpanjaka hitondra azy.”+ Dia hoy i Samoela tamin’ny lehilahy israelita: “Samia mody any an-tanànany amin’izay.”