-
2 Samoela 2:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary hoy i Abnera: “Mivilia miankavanana na miankavia dia misambora tovolahy iray, ary alaivo ho anao izay eny aminy.” Tsy nanaiky anefa i Asahela fa nanenjika azy foana.
-