2 Samoela 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy i Abnera: “Mivilia miankavanana na miankavia ka misambora zatovolahy iray, dia alaivo+ ho anao izay eny aminy.” Tsy nety nivily anefa i Asahela fa nanenjika azy foana.
21 Ary hoy i Abnera: “Mivilia miankavanana na miankavia ka misambora zatovolahy iray, dia alaivo+ ho anao izay eny aminy.” Tsy nety nivily anefa i Asahela fa nanenjika azy foana.