2 Samoela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niresaka tamin’ny Benjaminita+ i Abnera avy eo. Dia lasa koa izy niresaka mitokana tamin’i Davida tany Hebrona, mba hilaza taminy ny zavatra nifanarahan’ny Israely sy ny taranak’i Benjamina manontolo.
19 Niresaka tamin’ny Benjaminita+ i Abnera avy eo. Dia lasa koa izy niresaka mitokana tamin’i Davida tany Hebrona, mba hilaza taminy ny zavatra nifanarahan’ny Israely sy ny taranak’i Benjamina manontolo.