2 Samoela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niresaka tamin’ny Benjaminita*+ koa i Abnera. Avy eo dia lasa koa izy niresaka tamin’i Davida tany Hebrona, momba ny zava-drehetra sitraky ny Israely sy ny taranak’i Benjamina manontolo.
19 Niresaka tamin’ny Benjaminita*+ koa i Abnera. Avy eo dia lasa koa izy niresaka tamin’i Davida tany Hebrona, momba ny zava-drehetra sitraky ny Israely sy ny taranak’i Benjamina manontolo.