1 Mpanjaka 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka, ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Tsy nisy hazo algoma hoatr’izany intsony tonga tany, na hita tany, hatramin’izao. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah sy ho an’ny tranon’ny* mpanjaka, ary harpa sy zavamaneno fitendry ho an’ny mpihira.+ Tsy nisy hazo algoma hoatr’izany intsony tonga tany, na hita tany, hatramin’izao.