1 Mpanjaka 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Ary ny hazo algoma dia nanaovan’ny mpanjaka tohana ho an’ny tranon’i Jehovah+ sy ho an’ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa+ sy lokanga+ ho an’ny mpihira. Tsy nisy hazo algoma toy izany intsony tonga tany, na hita tany, mandraka androany.