-
2 Mpanjaka 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Koa naniraka lehiben’ny 50 niaraka tamin’ny miaramilany 50 ny mpanjaka, mba ho any amin’i Elia. Dia niakatra nankany amin’i Elia ilay lehilahy. Nipetraka teo an-tampon’ny tendrombohitra i Elia tamin’izay. Hoy ilay lehiben’ny 50 taminy: “Ry lehilahin’Andriamanitra,+ ‘midìna ianao!’, hoy ny mpanjaka.”
-