-
2 Mpanjaka 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary naniraka lehiben’ny dimampolo nankany amin’i Elia ny mpanjaka. Dia niakatra nankany amin’i Elia ralehilahy, niaraka tamin’ny miaramilany dimampolo.+ Nipetraka teo an-tampon’ny tendrombohitra i Elia tamin’izay. Ary hoy ralehilahy taminy: “Ry lehilahin’Andriamanitra!+ ‘Midìna ianao’, hoy ny mpanjaka.”
-