2 Mpanjaka 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Isaky ny hitan’izy ireo fa be dia be ny vola tao amin’ilay vata, dia niakatra ny mpitan-tsoratry ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka nanangona* sy nanisa an’izay vola nentina tao an-tranon’i Jehovah.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Isaky ny hitan’izy ireo fa be dia be ny vola tao amin’ilay vata, dia niakatra ny mpitan-tsoratry ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka nanangona* sy nanisa an’izay vola nentina tao an-tranon’i Jehovah.+