2 Mpanjaka 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha vao hitan’izy ireo fa nisy vola be tao amin’ilay vata, dia niakatra ny mpitan-tsoratry+ ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka namatotra sy nanisa ny vola hita tao an-tranon’i Jehovah.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:10 Fandalinana, Boky 2,
10 Raha vao hitan’izy ireo fa nisy vola be tao amin’ilay vata, dia niakatra ny mpitan-tsoratry+ ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka namatotra sy nanisa ny vola hita tao an-tranon’i Jehovah.+