13 Dia notantarain’i Hamana tamin’i Zaresy vadiny+ sy ny namany rehetra ny zava-drehetra nanjo azy. Dia hoy ny olon-kendriny sy Zaresy vadiny: “Jiosy i Mordekay, nefa efa nanomboka lavo teo anatrehany sahady ianao. Dia tsy haharesy azy ianao fa tsy maintsy ho vita hatreo ny aminao.”