13 Ary notantarain’i Hamana tamin’i Zaresy+ vadiny sy ny namany rehetra ny zava-drehetra nanjo azy. Dia hoy ny olon-kendriny+ sy Zaresy vadiny: “Koa satria Jiosy i Mordekay, ary efa nanomboka lavo teo anatrehany ianao, dia tsy haharesy azy ianao fa tsy maintsy ho lavo eo anatrehany.”+