Isaia 42:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Jereo fa efa tanteraka ny zavatra nolazaina taloha be,Fa milaza zava-baovao kosa aho izao. Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa teneniko anareo.”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 42:9 ip-2 41 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 42:9 Faminanian’i Isaia II, p. 41
9 Jereo fa efa tanteraka ny zavatra nolazaina taloha be,Fa milaza zava-baovao kosa aho izao. Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa teneniko anareo.”+